VONONA (IRAFIA FJKM Ambohibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Tompo inty aho iraho fa vonona hanao ny asanao
Ny andriko rehetra tsy asiako gspftq ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona MBA fmfizfm ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao bcaiylqy manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao tononkira.serasera.org ny asam-pamonjena
Ny andriko rehetra tsy asiako gspftq ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona MBA fmfizfm ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao bcaiylqy manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao tononkira.serasera.org ny asam-pamonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM AmbohibaoHits : 647
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 15:53
