VONONA (IRAFIA FJKM Ambohibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Tompo inty aho iraho fa vonona hanao ny asanao
Ny andriko rehetra tsy asiako tononkira.serasera.org ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona pgbcrrjc MBA ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry xrhybbg Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao twtpk mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao ny asam-pamonjena
Ny andriko rehetra tsy asiako tononkira.serasera.org ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona pgbcrrjc MBA ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry xrhybbg Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao twtpk mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao ny asam-pamonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM AmbohibaoHits : 622
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 15:53
