Mendrika Ianao (Ho avy Ny Tompo(HNT))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eert Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ho deraina ny anaraNao
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Asandratray ambony ny AnaraNao
Ny anaraNao hyvx no hindraindrainay
Ianao Jesô no kivdwg hasandratray
Ianao ilay hiankohofanay
Handoalihan'ny lohalikay
Réf:Mendrika Ianao...
An-tanaNao ny fanapahana
Ny hery rehetra manaiky Anao
Tsy misy ny tononkira.serasera.org azo oharina
Amin'ny fahalebiazaNao
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ho deraina ny anaraNao
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Asandratray ambony ny AnaraNao
Ny anaraNao hyvx no hindraindrainay
Ianao Jesô no kivdwg hasandratray
Ianao ilay hiankohofanay
Handoalihan'ny lohalikay
Réf:Mendrika Ianao...
An-tanaNao ny fanapahana
Ny hery rehetra manaiky Anao
Tsy misy ny tononkira.serasera.org azo oharina
Amin'ny fahalebiazaNao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ho avy Ny Tompo(HNT)Vangy : 3030
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatiannamaminiaina
Daty : 06/11/2018 14:21
