Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mendrika Ianao (Ho avy Ny Tompo(HNT))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ho deraina ny anaraNao
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny aqgmnk hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Asandratray ambony xsuvr ny AnaraNao
Ny anaraNao nwckwyxz no hindraindrainay
Ianao Jesô no hasandratray
Ianao ilay hiankohofanay
Handoalihan'ny lohalikay
Réf:Mendrika Ianao... tononkira.serasera.org
An-tanaNao ny fanapahana
Ny hery rehetra manaiky Anao
Tsy misy ny azo oharina
Amin'ny fahalebiazaNao
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ho deraina ny anaraNao
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny aqgmnk hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Asandratray ambony xsuvr ny AnaraNao
Ny anaraNao nwckwyxz no hindraindrainay
Ianao Jesô no hasandratray
Ianao ilay hiankohofanay
Handoalihan'ny lohalikay
Réf:Mendrika Ianao... tononkira.serasera.org
An-tanaNao ny fanapahana
Ny hery rehetra manaiky Anao
Tsy misy ny azo oharina
Amin'ny fahalebiazaNao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ho avy Ny Tompo(HNT)Visites : 3028
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tatiannamaminiaina
Date : 06/11/2018 14:21
