Asabotsy hariva (Hery RALAINARIVO (Lapé))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny asabotsy hariva
Ilay folaka iny ny andro
Dia fihaonana indray
Eo am-bavahady
Miaraka amin’ireo namana
Aman-tsakaiza
Mba uiyt hifankahita indray
Fa tapitra ny herinandro.

Efa rera-tsaina
Sy godron’ny fianarana
Ary koa ny asa aman-draharaha
Andavanandro
Dia mifampitaona indray
Eo am-bavahady
Mba hifampitantara
Izay rehetra axxsiwa natao tany.

Ny asabotsy hariva
Eo am-bavahady
Eo indray no mifamory
Ny ankizy eo an-tanàna.

’Reo hirahira
Dia tsy mety adino velively
Fa io no tena mahasarika
Na ny tononkira.serasera.org lehibe na ny kely
Mafana ery ny resaka
Tsy mahatsiaro reraka
Fa samy mitangorona eo
Na ny vavy
Na ny lahy.

Ny asabotsy hariva
Eo am-bavahady
Eo indray no mifamory
Ny ankizy eo szknc an-tanàna.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hery RALAINARIVO (Lapé)
Visites : 2466
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/11/2002 14:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326