Aza manahy (Hery Puissance)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°- Raha alavitra anao ry aiko
      Ianao no tsy afaka ato an-tsaiko
      Ny eritreritro manjeny
      Miandry anao ombieny ombieny

Ref : Akaikinao isanandro no icriqs tiako
         Ianao mameno no fifaliako
    gmmmn      Ianao ihany raha mba matsiahy
         Ianao ihany f'aza manahy
         Aza manahy...

2°-  Efa manantona ny alina
       Tsy anilanao dia lalina
       Maraina atoandro torak'izany
       tononkira.serasera.org Manembona anao hatrany

Ref:  Akaikinao isanandro no tiako
         Ianao mameno no fifaliako
         fmdts Ianao ihany raha mba matsiahy
         Ianao ihany f'aza manahy
         Aza manahy...
      

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery Puissance
Vangy : 567
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahnavalona
Daty : 06/08/2025 01:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1412