Aza manahy (Hery Puissance)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°- Raha alavitra anao ry aiko
      Ianao no tsy afaka ato an-tsaiko
      Ny eritreritro manjeny
      Miandry anao ombieny ombieny

Ref : Akaikinao isanandro no tiako
         Ianao mameno no fifaliako
         Ianao ihany raha mba matsiahy
     fdvdwp     Ianao ihany f'aza manahy
         Aza manahy...

2°-  Efa manantona ny gvodyh alina
       Tsy anilanao dia lalina
       Maraina atoandro torak'izany
       Manembona anao hatrany

Ref:  Akaikinao isanandro no tiako
         Ianao mameno no fifaliako
         Ianao ihany raha duhxzpm mba matsiahy
tononkira.serasera.org         Ianao ihany f'aza manahy
         Aza manahy...
      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hery Puissance
Visites : 456
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahnavalona
Date : 06/08/2025 01:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282