Andrasako foana (Hery Puissance)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°- Tojo ihany tamin'ilay nirina
Teo amin'ny fiainana
qfbxra Olona iray mitovy fisainana
Mitovy fitiavana
Nefa atao ahoana moa
Ty fiarahan-tsika roa
Tsy mbola matoy nefa tsy nifankafoy
Na dia fotoana fohy
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
2°- Bedy foana raha miantso ljjw an-tariby
Izay ihany no hamafisako ilay fitia
Tsy mampaninona fa handriko ihany
Raha izay ny anjary ety an-tany
Rehefa manatitra anao
tononkira.serasera.org Na teo ambavahady no azo atao
Eo no mifanoroka mifamihina
Sady tsisy kihana
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
oomi
Teo amin'ny fiainana
qfbxra Olona iray mitovy fisainana
Mitovy fitiavana
Nefa atao ahoana moa
Ty fiarahan-tsika roa
Tsy mbola matoy nefa tsy nifankafoy
Na dia fotoana fohy
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
2°- Bedy foana raha miantso ljjw an-tariby
Izay ihany no hamafisako ilay fitia
Tsy mampaninona fa handriko ihany
Raha izay ny anjary ety an-tany
Rehefa manatitra anao
tononkira.serasera.org Na teo ambavahady no azo atao
Eo no mifanoroka mifamihina
Sady tsisy kihana
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
oomi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hery PuissanceVangy : 415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahnavalona
Daty : 06/08/2025 01:41
