Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andrasako foana (Hery Puissance)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°- Tojo ihany tamin'ilay nirina
Teo amin'ny fiainana
Olona iray mitovy fisainana
Mitovy fitiavana
unbgavhg ybsaxy Nefa atao ahoana moa
Ty fiarahan-tsika roa
kfitcp Tsy mbola matoy nefa tsy nifankafoy
Na dia fotoana fohy
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
2°- tononkira.serasera.org Bedy foana raha miantso an-tariby
Izay ihany no hamafisako ilay fitia
Tsy mampaninona fa handriko ihany
Raha izay ny anjary ety an-tany
Rehefa manatitra anao
Na teo ambavahady no azo atao
Eo no mifanoroka mifamihina
Sady tsisy kihana
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
Teo amin'ny fiainana
Olona iray mitovy fisainana
Mitovy fitiavana
unbgavhg ybsaxy Nefa atao ahoana moa
Ty fiarahan-tsika roa
kfitcp Tsy mbola matoy nefa tsy nifankafoy
Na dia fotoana fohy
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
2°- tononkira.serasera.org Bedy foana raha miantso an-tariby
Izay ihany no hamafisako ilay fitia
Tsy mampaninona fa handriko ihany
Raha izay ny anjary ety an-tany
Rehefa manatitra anao
Na teo ambavahady no azo atao
Eo no mifanoroka mifamihina
Sady tsisy kihana
Ref : Andrasako foana foana ianao
Na rahovina rahoviana
Ianao no efa nanomanako
Fitavana, fitia tsy ho lo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hery PuissanceVisites : 475
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahnavalona
Date : 06/08/2025 01:41
