Vavaka (herilalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ivwdrvlu VAVAKA
Na miadana aza aho
eo amin\\’ny fiainako
dia tsapako fa tsy ampy anefa izany
na ho azoko izay zavatra rehetra ilaiko
tsy mahasambatra ahy raha tsy JESOA no mitantana ahy
na sarotra aza ffgjnlx ny fiainana eto an-tany
tononkira.serasera.org tsy kivy fa matoky ny herinao
satria mino aho fa raha ianao no momba ahy
dia tsy hovery aho n\\’aiza n\\’aiza alehako
REF:2fois
Jeso Tompo o ny vavakay Aminao
Dia mangataka famelana hatrany hatrany
Satria tsapanay fa meloka izahay ka mba raiso re fa mba te hiavana aminao
na sarotra aza ny lalana haleha
toky foana no hasetriko satria mino aho fa raha ajrvb ianao no miaro ahy dia hotafitako ny lalana aleha
aoka ianao hitantana tsy handao ka hiaro sy hamojy anay
mba tsy ho azon\\’ireo fakam-panahy izahay ondrinao eo amin\\’ny fiainana
Mpihira: Herilalaina Mpamorona: Haja Mozika : Njato

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : herilalainaVisites : 2702
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Haja
Date : 07/12/2004 09:25