Tso-drano (Henintsoa Solsido)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny aho raha hiteny anio
Hanambara izay ato uepvpbn am-poko
Ho lazaiko amin'ny fo madio
Fa efa ianao no safidiko
Fanampahan-kevitra efa noraisiko
Ho lazaiko ho an'ny rehetra
Ilay nofinofintsika roa
Ho tanterahina yvxz tsy asiana fetra.

Ref:
Tanjonay, hiara-tafita ny tanjonay
Hifanisy peratra ambony alitara,
Hanohy ny tantara, dia avela ny ambiny
Izahay mifanambina e
Tso-drano ihany tononkira.serasera.org no ilainay,
Raiso ry ray aman-dreny
Fafazo tso-drano ombieny ombieny.

Io rafozako tiako ity ny zanakao
Dada sy neny, ao fa hitondrako vinanto
Tsara tarehy no sady tsara fanahy
Ilay tena tiako sy mahakarakara ahy
Hanaja an'azy hatramin'ny farany aho.


Raha voninkazo aho efa nalazo
Raha toa ka tsy nisy anao nanondraka
Ka misaotra anao nanome aina
Ity foko efa saika potraka
Ny fisianao tena mameno hatrany
Tsy vxdwyem vao izao fa efa hatramin'izay.
Eny na mafy aza,
ny voadiko hitia anao mandrakizay


Ref:

--------
Rohy:
Hevitra
henjia ( 07/09/2026 10:38)
Natao ho an'ny olona hanorina tokantrano
henjia ( 07/09/2026 10:38)
Mahafinaritra
henjia ( 07/09/2026 10:39)
Nnnn
henjia ( 07/09/2026 10:39)
Tsy lisy hevitra
henjia ( 07/09/2026 10:39)
Tsy misy hevitra
henjia ( 07/09/2026 10:39)
Tsy hametraka
henjia ( 07/09/2026 10:40)
Tsy misy hevitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Henintsoa Solsido
Vangy : 159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : henjia
Daty : 07/09/2026 10:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449