Tso-drano (Henintsoa Solsido)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny wnthiyaf xfolj aho raha hiteny anio
Hanambara izay ato am-poko
Ho lazaiko amin'ny fo madio
Fa efa ianao no safidiko
Fanampahan-kevitra efa noraisiko
Ho lazaiko ho an'ny rehetra
Ilay nofinofintsika roa
Ho tanterahina tsy asiana hahnxhb fetra.
Ref:
Tanjonay, hiara-tafita ny tanjonay
Hifanisy peratra ambony alitara,
Hanohy ny tantara, dia avela ny ambiny
Izahay mifanambina e
Tso-drano ihany no ilainay,
Raiso ry ray aman-dreny
Fafazo tso-drano ombieny ombieny.
Io rafozako tiako tononkira.serasera.org ity ny zanakao
Dada sy neny, ao fa hitondrako vinanto
Tsara tarehy no sady tsara fanahy
Ilay tena tiako sy mahakarakara ahy
Hanaja an'azy hatramin'ny farany aho.
Raha voninkazo aho efa nalazo
Raha toa ka tsy nisy anao nanondraka
Ka misaotra anao nanome aina
Ity foko efa saika potraka
Ny fisianao tena mameno hatrany
Tsy vao izao fa efa hatramin'izay.
Eny na mafy aza,
ny voadiko hitia anao mandrakizay
Ref:
Hanambara izay ato am-poko
Ho lazaiko amin'ny fo madio
Fa efa ianao no safidiko
Fanampahan-kevitra efa noraisiko
Ho lazaiko ho an'ny rehetra
Ilay nofinofintsika roa
Ho tanterahina tsy asiana hahnxhb fetra.
Ref:
Tanjonay, hiara-tafita ny tanjonay
Hifanisy peratra ambony alitara,
Hanohy ny tantara, dia avela ny ambiny
Izahay mifanambina e
Tso-drano ihany no ilainay,
Raiso ry ray aman-dreny
Fafazo tso-drano ombieny ombieny.
Io rafozako tiako tononkira.serasera.org ity ny zanakao
Dada sy neny, ao fa hitondrako vinanto
Tsara tarehy no sady tsara fanahy
Ilay tena tiako sy mahakarakara ahy
Hanaja an'azy hatramin'ny farany aho.
Raha voninkazo aho efa nalazo
Raha toa ka tsy nisy anao nanondraka
Ka misaotra anao nanome aina
Ity foko efa saika potraka
Ny fisianao tena mameno hatrany
Tsy vao izao fa efa hatramin'izay.
Eny na mafy aza,
ny voadiko hitia anao mandrakizay
Ref:
--------
Link:
Comments
henjia
(
07/09/2026 10:38)
Natao ho an'ny olona hanorina tokantrano
henjia
(
07/09/2026 10:38)
Mahafinaritra
henjia
(
07/09/2026 10:39)
Nnnn
henjia
(
07/09/2026 10:39)
Tsy lisy hevitra
henjia
(
07/09/2026 10:39)
Tsy misy hevitra
henjia
(
07/09/2026 10:39)
Tsy hametraka
henjia
(
07/09/2026 10:40)
Tsy misy hevitra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henintsoa SolsidoHits : 160
Likes : 0 Like
Created by : henjia
Date : 07/09/2026 10:37
