Manakorà (Henika,Pepe Shine , Bodokely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- tononkira.serasera.org Misy manda mila arodana eo amin’ny fiainanao
Ireo karazana fatorana tapaho
Ny aretina sy olana, karazana fatorana
Tsy misy hatahorana f’izao
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy eovrpb hainy atao
Refrain:
Manakorà, mitabatabà
Ndao hihiaka mafy
Andao hidera Azy
Fa hirodana ny manda
Ho tapaka ny gadra
Andao, manakorà
Manakorà, mitabatabà
Hanakoako ny fiderana Azy
Hanandram-peo hihira
Hihiakam-pifaliana
Andao, manakorà
2- zocbqgru Dia hisokatra ny làlana
Ny trosa ho foanana
Rehefa miasa Izy
Tsisy hahasakana
Ireo ory su mijaly
Hanomboka hifaly
Mandroso fa tapitra ny omaly e
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy qtws atao
Ireo karazana fatorana tapaho
Ny aretina sy olana, karazana fatorana
Tsy misy hatahorana f’izao
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy eovrpb hainy atao
Refrain:
Manakorà, mitabatabà
Ndao hihiaka mafy
Andao hidera Azy
Fa hirodana ny manda
Ho tapaka ny gadra
Andao, manakorà
Manakorà, mitabatabà
Hanakoako ny fiderana Azy
Hanandram-peo hihira
Hihiakam-pifaliana
Andao, manakorà
2- zocbqgru Dia hisokatra ny làlana
Ny trosa ho foanana
Rehefa miasa Izy
Tsisy hahasakana
Ireo ory su mijaly
Hanomboka hifaly
Mandroso fa tapitra ny omaly e
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy qtws atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henika,Pepe Shine , BodokelyVangy : 2175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mendrika1803
Daty : 19/08/2025 08:16
