Manakorà (Henika,Pepe Shine , Bodokely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy manda mila arodana eo amin’ny fiainanao
Ireo karazana zxbsohvo fatorana tapaho
Ny aretina sy olana, karazana fatorana
Tsy misy hatahorana f’izao
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy atao
Refrain:
Manakorà, mitabatabà
Ndao hihiaka mafy
Andao hidera Azy
Fa hirodana ny manda
Ho tapaka ny gadra
Andao, manakorà
Manakorà, mitabatabà
Hanakoako ny rvmtzx fiderana Azy
Hanandram-peo hihira
Hihiakam-pifaliana
Andao, manakorà
2- Dia hisokatra ny làlana
Ny trosa ho foanana
Rehefa miasa Izy
Tsisy hahasakana
Ireo ory su mijaly
Hanomboka hifaly
Mandroso fa tapitra ny omaly e
Lazao aanemhfs dia tabatabao
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy atao
Ireo karazana zxbsohvo fatorana tapaho
Ny aretina sy olana, karazana fatorana
Tsy misy hatahorana f’izao
Lazao dia tabatabao
Fa lehibe ny Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy atao
Refrain:
Manakorà, mitabatabà
Ndao hihiaka mafy
Andao hidera Azy
Fa hirodana ny manda
Ho tapaka ny gadra
Andao, manakorà
Manakorà, mitabatabà
Hanakoako ny rvmtzx fiderana Azy
Hanandram-peo hihira
Hihiakam-pifaliana
Andao, manakorà
2- Dia hisokatra ny làlana
Ny trosa ho foanana
Rehefa miasa Izy
Tsisy hahasakana
Ireo ory su mijaly
Hanomboka hifaly
Mandroso fa tapitra ny omaly e
Lazao aanemhfs dia tabatabao
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org Andriamanitrao
Hirao dia ankalazao e
Fa mahery Izy, tsisy tsy hainy atao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henika,Pepe Shine , BodokelyHits : 1721
Likes : 0 Like
Created by : Mendrika1803
Date : 19/08/2025 08:16
