Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIANTSO ANAO (Henika Andriamiarimanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa renao ve izy miantso Anao
Tsy fotoana mety handrosoanao ve izao
Andraso andraso ihany no avalinao
Nefa efa fahoriana, ka mandrapahoviana ?
Efa fantatrao fa Jesosy ihany
No vahaolana misy eto an-tany
Fa hodianao fanina tsotra izao
Sarotra ve ny mandray azy re ?
F’Izy tia hamonjy anao, manaiky hitondra ireo vesatra mangeja anao
Jesosy tsy hanameloka anao, omeo hanjakany ny fiainanao
Io fiadanana katsahinao io
Tsy aiza fa ao @ Jesosy ihany
Mitodia re any aminy ianao, fa efa ela loatra ianao nitomany
Hiazakazaka hatraiza re moa
Tsy efa vizana sy vaky ny loha
Tsy ale tononkira.serasera.org ove avotitra any avokoa
Jesosy hanao iza azony atao
F’Izy tia hamonjy anao, manaiky hitondra ireo vesatra mangeja fhmpd anao
Jesosy tsy hanameloka anao, omeo hanjakany cvobkuax ny fiainanao
Ny adin-tsaina, ireo sento tomany, tsy ianao intsony no mizaka izany
Jesosy handray an-tanana sicvdea ny hoavinao
Fiainana be dia be no miandry ana ore
Efa eo izy hikarakara, nahoana ianao no misalasala
Ireo ditra sy ireo adalana, tsy ampy ve zay ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henika AndriamiarimananaVangy : 4054
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Coraline25
Daty : 19/02/2019 06:30