Mpandova (Henika Andriamiarimanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa sambatsambatra e, indreto izahay
Manana Ray tahaka Anao, Jehovah El shaday
Mandroso amin-kery, tsy ambakan’ny zanaky ny hafa
Fa Ianao ato anatiko Jesosy, no mampiavaka ahy @ hafa e !
Ref : Fa zanany aho, fa zanany aho
Zanaka mpandova ny fanjakany e !
Malalany aho, malalany aho
Ampiakariny amin’ny andro farany !
Zanaka Mpanjaka e, indreto izahay
Voaravaka fitahiana, voaaro @ fahoriana
Mahavita anay re, ny dadanay
Mamorona ny tsy misy, mba hiadananay e !
Ref : Fa zanany aho, fa zanany aho
Zanaka hajbloo mpandova ny fanjakany e !
Malalany aho, malalany aho
Ampiakariny amin’ny andro farany !
Fanjakan’Andriamanitra tsy any an-danitra umdpak ihany fa dieny ety an-tany
Dia efa tgsnkcds maka tombony amin’izany fiainana izany !! Eoa e !
Tsy hoe velona mitsipozipozy, fa maneho ny hatsaran’ny Ray o !
Fiainana lafatra mendrik’izany hoe « Zanak’Andriamanitra e »
Ref : Fa zanany aho, fa zanany aho
Zanaka mpandova ny fanjakany e !
Malalany aho, malalany aho
Ampiakariny amin’ny andro farany !
Ref : Fa zanany aho, fa zanany aho
Zanaka mpandova ny fanjakany e !
Malalany tononkira.serasera.org aho, malalany aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Henika AndriamiarimananaVisites : 1720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Coraline25
Date : 19/02/2019 06:30