Fisaorana (HARIMALALA feat Françia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ry Tompo izany soa
Izay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao whpufk amin'izany
Endrey jonzn ry Tompo izany soa
Izay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
Ref:
Be fitiavana Ianao
Tsara loatra raha Ianao
Mahari-po, mpanome soa
Ianao ihany no toa Anao
Duo:
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
2) Duo:
Ianao ilay mpanome
Teny mamy ho anay
Raha sendra kivy na malahelo izahay
Tsy avelana kwqzj atahotra fa efa navotanao
Nantsoinao fa Anao irery izahay
Be fitiavana Ianao
Tsara loatra raha Ianao
Mahari-po, mpanome soa
Ianao tononkira.serasera.org ihany no toa Anao
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
Izay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao whpufk amin'izany
Endrey jonzn ry Tompo izany soa
Izay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
Ref:
Be fitiavana Ianao
Tsara loatra raha Ianao
Mahari-po, mpanome soa
Ianao ihany no toa Anao
Duo:
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
2) Duo:
Ianao ilay mpanome
Teny mamy ho anay
Raha sendra kivy na malahelo izahay
Tsy avelana kwqzj atahotra fa efa navotanao
Nantsoinao fa Anao irery izahay
Be fitiavana Ianao
Tsara loatra raha Ianao
Mahari-po, mpanome soa
Ianao tononkira.serasera.org ihany no toa Anao
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HARIMALALA feat FrançiaVangy : 436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 19/09/2025 14:11
