MPAHARY (Hari Andriantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ye e e e e e e
Dada
Ye e e e e e e

Ray Tsitoha Mpamorona ny lanitra sy ny tany
N’aiza n’aiza aleha dia mahita ny asa-tànanao

Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, cconzla hazo sy zava-boary

Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la

Ianao no Fiandohana sy Fiafarana
Mbola tsy ary ny olombelona
Dia efa vfwhb fantatrao tsirairay
Anao irery ny dera mandrakizay

Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary

Maraina, antoandro tononkira.serasera.org sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la
Jesosy
Dada

Noforoninao izao rehetra izao
Satria tia anay Ianao
Mahagaga ny Fahasoavanao
Ampianaro izahay ho tia Anao
Nataonao msgas ny tany sy ny lanitra
Endrey ny Voninahitrao
Jesosy sarobidy
Tsy misy toa Anao
La, la, la, la, la, la, la

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hari Andriantsoa
Vangy : 441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HariAndriantsoa
Daty : 24/10/2024 15:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1239