MPAHARY (Hari Andriantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ye e e e e e e

Ray Tsitoha Mpamorona ny lanitra sy ny tany
N’aiza n’aiza aleha dia mahita ny asa-tànanao

Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary

Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la

Ianao no Fiandohana sy Fiafarana
Mbola tsy ary ny olombelona
Dia efa fantatrao tsirairay
Anao irery ny dera mandrakizay

Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary

Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la

Noforoninao izao rehetra izao
Satria tia anay Ianao
Mahagaga ny Fahasoavanao
Ampianaro izahay ho tia Anao
Nataonao ny tany sy ny lanitra
Endrey ny Voninahitrao
Jesosy sarobidy
Tsy misy toa Anao
La, la, la, la, la, la, la
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hari Andriantsoa
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HariAndriantsoa
Date : 24/10/2024 15:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2008