Lavitra anao (Hanitra Ranaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra anao anie aho ry tiana
Ka nofy sisa no iarahako,
No ahafahako mahita anao
Satria ianao voafehin’ny tononkira.serasera.org fiainana
Ka tosfmck tsy navelany oddkew hiaina fitia
Satria ankizy hoy izy
(in-2)
Nefa izaho sy ianao tsy mahandry taona maro
Fa nigoka mamy toa tantely
Avelao hialona ireo namana
Avelao ho tezitra ireo havana
Na lavitra anefa tsy mampaninona ahy
Satria ny fitia no nahatonga, no nanova izany
Tsy hisy na rindrina na setra na sampona
Hanohitra ny diany
Anilanao, akaikinao irery
(in-2)
Ka hibitsika nzcy hoa anao ny fitiavako anao
Ka hampietsi-po anao irery
Koa miventsoa toy izany
Dia ho eo anilanao ilay tianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitra RanaivoVisites : 6595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/09/2002 15:42