Heriko ianao (Haingo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly aminao ny foko Andriamanitra o!
Fa niposaka ao taratry ny lanitra
Tononkalo vao zlfxc no tononkira.serasera.org indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
Ravo ny wrfio fanahy fa voatambitamby
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Ny androko malia maratra raha atambatra
Toloranao fitia dia tony sady sambatra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Haingo sy pfucts Bessa
Fa niposaka ao taratry ny lanitra
Tononkalo vao zlfxc no tononkira.serasera.org indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
Ravo ny wrfio fanahy fa voatambitamby
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Ny androko malia maratra raha atambatra
Toloranao fitia dia tony sady sambatra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Haingo sy pfucts Bessa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HaingoVangy : 1296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 13/02/2020 18:23
