Heriko ianao (Haingo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly tononkira.serasera.org aminao ny foko Andriamanitra o!
Fa niposaka ao taratry ny lanitra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! eonor Ianao,no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
Ravo ny fanahy fa voatambitamby
Tononkalo vao no indro xpoqwwf izao ateriko
Tompo lzifvj o! Ianao,no tanjako sy heriko
Ny androko malia maratra raha atambatra
Toloranao fitia dia tony sady sambatra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Haingo sy Bessa
Fa niposaka ao taratry ny lanitra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! eonor Ianao,no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
Ravo ny fanahy fa voatambitamby
Tononkalo vao no indro xpoqwwf izao ateriko
Tompo lzifvj o! Ianao,no tanjako sy heriko
Ny androko malia maratra raha atambatra
Toloranao fitia dia tony sady sambatra
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo o! Ianao,no tanjako sy heriko
Haingo sy Bessa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HaingoHits : 1436
Likes : 0 Like
Created by : Fidy Art Niaina
Date : 13/02/2020 18:23
