IM70 IM7 (h oly angels)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIHOROHORO IANAO FA MATAHOTRA
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO RATSY NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY IANAO HANABE NY FANAHY
MBA xlgl HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY ucrtn OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 mnif IM70 IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 tononkira.serasera.org MIALOHA NY ALINA
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO RATSY NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY IANAO HANABE NY FANAHY
MBA xlgl HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY ucrtn OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 mnif IM70 IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 tononkira.serasera.org MIALOHA NY ALINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : h oly angelsVisites : 2222
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kenyvann
Date : 16/05/2008 15:28
