IM70 IM7 (h oly angels)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
idzn
MIHOROHORO IANAO FA ipvflzy MATAHOTRA
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO RATSY tononkira.serasera.org NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY ctbyxak IANAO HANABE NY FANAHY
MBA HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 MIALOHA NY ALINA
MIHOROHORO IANAO FA ipvflzy MATAHOTRA
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO RATSY tononkira.serasera.org NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY ctbyxak IANAO HANABE NY FANAHY
MBA HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 MIALOHA NY ALINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : h oly angelsHits : 2267
Likes : 0 Like
Created by : kenyvann
Date : 16/05/2008 15:28
