Hira Tsotra (Groupe Mizara Fifaliana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro ho Anao
Izao tuzpqfw fiderako izao
Hira nataoko hankalazana ewbj Anao
Tsotsotra ihany moa
Saingy tena avy ao am-po
Mba ho fisaorako Anao Tsitoha
Fa Hianao irery
No Tompon’ny hery
Mihazona ahy ka manafaka
Satria tena tia ahy
Ka na sarotra aza
Ty fiainako eto an-tany
Eo tononkira.serasera.org Hianao efa bbmx mitantana
Ka tsy hamela ahy
Fa Hianao Ilay Mpiahy
Ilay Mpiahy…
Izao tuzpqfw fiderako izao
Hira nataoko hankalazana ewbj Anao
Tsotsotra ihany moa
Saingy tena avy ao am-po
Mba ho fisaorako Anao Tsitoha
Fa Hianao irery
No Tompon’ny hery
Mihazona ahy ka manafaka
Satria tena tia ahy
Ka na sarotra aza
Ty fiainako eto an-tany
Eo tononkira.serasera.org Hianao efa bbmx mitantana
Ka tsy hamela ahy
Fa Hianao Ilay Mpiahy
Ilay Mpiahy…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Mizara FifalianaVangy : 1689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narindra.danhy
Daty : 08/09/2017 22:51
