Hira Tsotra (Groupe Mizara Fifaliana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro tononkira.serasera.org ho Anao
Izao fiderako lxsftie izao
Hira nataoko hankalazana Anao
Tsotsotra ihany moa
Saingy tena avy ao am-po
Mba ho fisaorako Anao Tsitoha
Fa Hianao irery
No Tompon’ny hery
Mihazona ahy ka njiwnxnd manafaka
Satria tena tia ahy
Ka na sarotra aza
Ty fiainako eto an-tany
Eo Hianao efa odcwfuuu mitantana
Ka tsy hamela ahy
Fa Hianao Ilay Mpiahy
Ilay Mpiahy…
Izao fiderako lxsftie izao
Hira nataoko hankalazana Anao
Tsotsotra ihany moa
Saingy tena avy ao am-po
Mba ho fisaorako Anao Tsitoha
Fa Hianao irery
No Tompon’ny hery
Mihazona ahy ka njiwnxnd manafaka
Satria tena tia ahy
Ka na sarotra aza
Ty fiainako eto an-tany
Eo Hianao efa odcwfuuu mitantana
Ka tsy hamela ahy
Fa Hianao Ilay Mpiahy
Ilay Mpiahy…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Mizara FifalianaHits : 1690
Likes : 0 Like
Created by : narindra.danhy
Date : 08/09/2017 22:51
