Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiainam-baovao (GROUPE MANANDRATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: jvtamsvh
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
1.O ry olona, ô mifohaza
'Ndeha ovay re ny toetranao
Ndao hiadany amin'i Jesosy
Aza Ela re Sao neninao
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
2.Iray tononkira.serasera.org ihany no tanjona kendrena
Dia ny fiainana mandrakizay
Ndao hampitovy ny qdpjf fomba fijery
Hiombona eufy satria tena iray
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
A/C: Ezra Sabathin
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
1.O ry olona, ô mifohaza
'Ndeha ovay re ny toetranao
Ndao hiadany amin'i Jesosy
Aza Ela re Sao neninao
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
2.Iray tononkira.serasera.org ihany no tanjona kendrena
Dia ny fiainana mandrakizay
Ndao hampitovy ny qdpjf fomba fijery
Hiombona eufy satria tena iray
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra
A/C: Ezra Sabathin
--------
Rohy:
Hevitra
Hyql
(
20/10/2020 08:37)
Aoka hifanaraka @toetry ny lanitra ny toe-tsika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE MANANDRATRAVangy : 1054
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hyql
Daty : 20/10/2020 21:24
