Tokantrano soa (Groupe Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nandahatra ny fiainanay ety
Ianao no nampiray ny fo hifankatia
Tanteraka izy anio noho ny fahasoavanao
Sambatra ny olona izay miankina @nao
Ho tokantrano soa anjakan'ny vavaka
Ho tokantrano soa
Fa fitia no ravaka
Tsofy rano re ry Ray
Mba iray mandrakizay
Hiaradia cxksxoca ho doria ny hiova sanatria
Omeo fara sy dimby mba ho vimbininy
Ny teny atolotrao tononkira.serasera.org mba ho fihininy
Genesisy 9_1
izay no mampitombo anay
Miombo_po izy roa
N'inona(2) hanjo
Ref:
Eny mbola lgfe lavitra ny lalana aleha
Raha tojo ny sarotra ry Ray o volqzau mamonje!
Arovy izy ireo
Ireo loza mba fefeo
Henitsoa izy ireo
tonga lafatra tokoa
Ianao no nampiray ny fo hifankatia
Tanteraka izy anio noho ny fahasoavanao
Sambatra ny olona izay miankina @nao
Ho tokantrano soa anjakan'ny vavaka
Ho tokantrano soa
Fa fitia no ravaka
Tsofy rano re ry Ray
Mba iray mandrakizay
Hiaradia cxksxoca ho doria ny hiova sanatria
Omeo fara sy dimby mba ho vimbininy
Ny teny atolotrao tononkira.serasera.org mba ho fihininy
Genesisy 9_1
izay no mampitombo anay
Miombo_po izy roa
N'inona(2) hanjo
Ref:
Eny mbola lgfe lavitra ny lalana aleha
Raha tojo ny sarotra ry Ray o volqzau mamonje!
Arovy izy ireo
Ireo loza mba fefeo
Henitsoa izy ireo
tonga lafatra tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe JacquelineVangy : 6423
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tatchy
Daty : 03/05/2014 11:10
