Tokantrano soa (Groupe Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nandahatra ny fiainanay ety
Ianao no nampiray ny fo mzvigmxs hifankatia
Tanteraka izy anio noho ny fahasoavanao
Sambatra ny olona izay miankina @nao
Ho tononkira.serasera.org tokantrano soa anjakan'ny vavaka
Ho tokantrano soa
Fa fitia no ravaka
Tsofy rano re ry Ray
Mba iray mandrakizay
Hiaradia ho doria ny hiova sanatria
Omeo fara sy dimby mba ho vimbininy
Ny teny atolotrao mba ho fihininy
Genesisy 9_1
izay no mampitombo anay
Miombo_po hmxsqn izy roa
N'inona(2) hanjo
Ref:
Eny vwet mbola lavitra ny lalana aleha
Raha tojo ny sarotra ry Ray o mamonje!
Arovy izy ireo
Ireo loza mba fefeo
Henitsoa izy ireo
tonga lafatra tokoa
Ianao no nampiray ny fo mzvigmxs hifankatia
Tanteraka izy anio noho ny fahasoavanao
Sambatra ny olona izay miankina @nao
Ho tononkira.serasera.org tokantrano soa anjakan'ny vavaka
Ho tokantrano soa
Fa fitia no ravaka
Tsofy rano re ry Ray
Mba iray mandrakizay
Hiaradia ho doria ny hiova sanatria
Omeo fara sy dimby mba ho vimbininy
Ny teny atolotrao mba ho fihininy
Genesisy 9_1
izay no mampitombo anay
Miombo_po hmxsqn izy roa
N'inona(2) hanjo
Ref:
Eny vwet mbola lavitra ny lalana aleha
Raha tojo ny sarotra ry Ray o mamonje!
Arovy izy ireo
Ireo loza mba fefeo
Henitsoa izy ireo
tonga lafatra tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe JacquelineHits : 6694
Likes : 0 Like
Created by : Tatchy
Date : 03/05/2014 11:10
