TSARA JEHOVAH (GROUPE IDEALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrehy ny ankaton'ny gbqptd zavaboahary
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny ylborgig vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo tononkira.serasera.org ka izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona sy manasoa
Ny tany hionenana
izay manana ny qcrbztpq harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny ylborgig vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo tononkira.serasera.org ka izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona sy manasoa
Ny tany hionenana
izay manana ny qcrbztpq harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE IDEALYVangy : 1906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Souki youki Nary
Daty : 03/03/2017 13:13
