TSARA JEHOVAH (GROUPE IDEALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrehy ny ankaton'ny zavaboahary
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny erzygzg rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona qasws sy manasoa
Ny tany lyjhjlm tononkira.serasera.org hionenana
izay manana ny harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany
Ny rano kosa
Ny erzygzg rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo
Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona qasws sy manasoa
Ny tany lyjhjlm tononkira.serasera.org hionenana
izay manana ny harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GROUPE IDEALYHits : 1907
Likes : 0 Like
Created by : Souki youki Nary
Date : 03/03/2017 13:13
