Hitako ny hatsaràny! (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha zscq xqmd nampoiziko kara zegny ny hatsarany
Efa ela zaho no tato ô!
Nanenenako aby ny hadalana,izay nataoko tany e.
Ref:Tsy nampoiziko ny bsfaidq hatsarany e!
Tsy nampoiziko famonjena
Tsy nampoiziko fitahiana
Hay tena nisy e eia!
2.Ankehitriny aho mahita tena tsara
Miaraka@Jesosy e!
Hazomiko mafy mba tsy hisy haka ilay satroboninahitra e.
3.Hafaliana tsy omby tratra tsy hay lazaina
Ny ato tononkira.serasera.org @Jesosy eia
Tsy avelako moramora ny hatanorako.Fa ho laniako ato ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe HarisonVangy : 906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 11/11/2021 10:38