Hitako ny hatsaràny! (Groupe Harison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha nampoiziko kara zegny ny hatsarany
Efa ela zaho no tato tlpwrm ô!
Nanenenako wzqtlls aby aiqeft ny tononkira.serasera.org hadalana,izay nataoko tany e.

  Ref:Tsy nampoiziko ny hatsarany e!
    Tsy nampoiziko famonjena
Tsy nampoiziko fitahiana
Hay tena nisy e eia!

2.Ankehitriny aho mahita tena tsara
Miaraka@Jesosy e!
Hazomiko mafy mba tsy hisy haka ilay satroboninahitra e.


3.Hafaliana tsy omby tratra tsy hay lazaina
Ny ato @Jesosy eia
Tsy avelako moramora ny hatanorako.Fa ho laniako ato ô
    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Harison
Hits : 906
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 11/11/2021 10:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509