INDRISY (groum's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba hainao mantsy izay
Faniriako hatrizay
Dia ianao ho ahy MANDRAKIZAY

Ireo ditra qutzg rehetra ifonako
Miangavy aminao raha azo atao
Raiso aho qchrimsh no anao RAHATRIZAY

ref:Raha sitrakao dia lazao dieny zao
      tononkira.serasera.org Hoe tia ahy tokoa ve oklfvynm ianao
      Fa ndrao lasa ianao ka ho irery eo aho
      Dia ho very

INDRISY anefa fa toa tsy ho ahy
Zay fitiavanao izay
Tomany aho fa toa lasa ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : groum's
Vangy : 2332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : chadkurt
Daty : 14/03/2008 11:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035