INDRISY (groum's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba hainao mantsy jkbsc izay
Faniriako hatrizay
Dia ksrrqb ianao ho ahy MANDRAKIZAY
Ireo ditra rehetra ifonako
Miangavy aminao raha azo atao
Raiso aho no anao tononkira.serasera.org RAHATRIZAY
ref:Raha sitrakao dia lazao dieny zao
Hoe tia ahy tokoa ve ianao
Fa ndrao lasa ianao ka ho irery eo aho
Dia ho very
INDRISY anefa bzfslp fa toa tsy ho ahy
Zay fitiavanao izay
Tomany aho fa toa lasa ianao
Faniriako hatrizay
Dia ksrrqb ianao ho ahy MANDRAKIZAY
Ireo ditra rehetra ifonako
Miangavy aminao raha azo atao
Raiso aho no anao tononkira.serasera.org RAHATRIZAY
ref:Raha sitrakao dia lazao dieny zao
Hoe tia ahy tokoa ve ianao
Fa ndrao lasa ianao ka ho irery eo aho
Dia ho very
INDRISY anefa bzfslp fa toa tsy ho ahy
Zay fitiavanao izay
Tomany aho fa toa lasa ianao
--------
Link:
