ikarandoha (gomor)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho famaizana sy fanasaziana
Ireo olo-meloka mpanao ratsy
Eo ambony hazo fijaliana izy
No hovonoina ho faty
Ireo vahoaka hihorakoraka
Vonoy homboy ho faty
F’izay mangoraka amin’izy ireo
Hovonoina koa fa heverina ho namany
ref:
Hamofona hanenika ny habakabaka
Mahatsiravina
Ny taolany hihintsana
Ny nofony ataon’ ireo voromahery
tononkira.serasera.org fihinana
loiegcif Izay ho entina eny amin ’ny tendrombohitry
Dia hovonoina iynd avokoa
swpofi JESOSY efa anisany ireny
Ireo olo-meloka mpanao ratsy
Eo ambony hazo fijaliana izy
No hovonoina ho faty
Ireo vahoaka hihorakoraka
Vonoy homboy ho faty
F’izay mangoraka amin’izy ireo
Hovonoina koa fa heverina ho namany
ref:
Hamofona hanenika ny habakabaka
Mahatsiravina
Ny taolany hihintsana
Ny nofony ataon’ ireo voromahery
tononkira.serasera.org fihinana
loiegcif Izay ho entina eny amin ’ny tendrombohitry
Dia hovonoina iynd avokoa
swpofi JESOSY efa anisany ireny
--------
Rohy:
