ikarandoha (gomor)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho famaizana sy fanasaziana
Ireo olo-meloka mpanao ratsy
Eo ambony hazo fijaliana izy
No hovonoina uopqxsak ho faty  
  
   Ireo vahoaka hihorakoraka
   Vonoy homboy ho faty
   F’izay mangoraka amin’izy ireo
   Hovonoina koa fa heverina ho namany

      ref:
               Hamofona hanenika ny habakabaka
               Mahatsiravina
               Ny taolany hihintsana
      tononkira.serasera.org          Ny mulpq nofony odmi ataon’ ireo voromahery
               fihinana
               Izay ho entina eny amin ’ny tendrombohitry
               Dia hovonoina avokoa
               JESOSY efa anisany ireny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : gomor
Visites : 2193
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : goms
Date : 20/09/2007 15:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035