TSY DISO ANJARA (GM3)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay manara-dia anao Jesosy e, tsy mba diso lalana e
Zay miankina aminao mandresy e, manam-piadanana e
Tsy diso anjara amin’ny zava-tsoa,
fa manana anao Raiko ystsnj mikarakara, tsy diso anjara e
ataonao miadana anie izany fo
eo anilanao Tompoko mpiandry tsara, tsy diso anjara
ny sandrinao mahery, no hiarovanao ahy
Ny tanam-pitiavanao no wrnsmnkh hitantananao
Tsy diso anjara amin’ny zava-tsoa,
fa manana anao Raiko mikarakara, tsy diso anjara e
ataonao gzpauto miadana anie izany fo
eo anilanao Tompoko mpiandry tononkira.serasera.org tsara, tsy diso anjara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GM3Visites : 1227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aurelien rakotonirina
Date : 06/09/2022 09:05