TSY DISO ANJARA (GM3)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay eqvuiyzi manara-dia anao Jesosy e, tsy mba diso lalana e
Zay miankina aminao mandresy e, tononkira.serasera.org manam-piadanana e
Tsy diso anjara amin’ny zava-tsoa,
fa manana anao Raiko mikarakara, tsy diso anjara e
ataonao miadana anie izany fo
eo anilanao Tompoko lghbz mpiandry tsara, tsy fnpcxrr diso anjara
ny sandrinao mahery, no hiarovanao ahy
Ny tanam-pitiavanao no hitantananao
Tsy diso anjara amin’ny zava-tsoa,
fa manana anao Raiko mikarakara, tsy diso anjara e
ataonao miadana anie izany fo
eo anilanao Tompoko mpiandry tsara, tsy diso anjara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GM3Hits : 1231
Likes : 0 Like
Created by : aurelien rakotonirina
Date : 06/09/2022 09:05