ELA TSY NIHAONA (GGR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Ela tsy nihaona ,ireto mpianakavy
Ela tsy nihaona , ireto mpianakavy nifandao
Ka dtznhddq sariaka ery, manana anjara avy
Ka sariaka ery, manana anjara avy ny lalao.
Falifaly tava, lavi-tsorisory
Falifaly tava , lavi-tsorisory ny fony
Faly lalandava, tsisy mampaory nvgxlcao (2)
intsony
Na ny ahihahy
Na ny tebitebintsaina foana
Ka na sasatra aza
Nofy ny maraina
Nofy ny maraina tsy tsaroana
Ka mandihy tononkira.serasera.org hatrany
NOho ny hafaliana tafahaona
Satry toy izany
Dia ny hitafiana, xufrbx dia ny hitafiana haravoana
REF...

--------
Rohy: