ELA TSY NIHAONA (GGR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Ela tsy nihaona ,ireto mpianakavy
Ela tsy nihaona , ireto tononkira.serasera.org mpianakavy nifandao
Ka sariaka ery, manana anjara avy
Ka sariaka ery, manana anjara avy ny lalao.
Falifaly tava, lavi-tsorisory
Falifaly xjuwlnw tava diut , lavi-tsorisory ny fony
Faly lalandava, tsisy mampaory (2)
intsony
Na ny ahihahy
Na ny tebitebintsaina foana
Ka na sasatra aza
Nofy ny maraina
Nofy ny maraina xzbordf tsy tsaroana
Ka mandihy hatrany
NOho ny hafaliana tafahaona
Satry toy izany
Dia ny hitafiana, dia ny hitafiana haravoana
REF...

--------
Lien: