Zava-misy (Getragetra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa ny oifagama olona dia mitovy zo
Draidraina tononkira.serasera.org koa fa hoe mitovy hqelefgl loha
Miaraka hatrany
Kanefa ireo zava-misy eto an-tany
Dia nahatonga ahy hanontany moa ve marina sqwnf izany ?
Toloko, tomany sy ratra
Manenika ny eto an-tany
Ka be ireo rendrika
Mila vonjy ka miantsoantso hoe
Tompo ô aiza Ianao ?
Inoana fa ireo nijaly toy izany
Raha toa ka mbola eto an-tany
Indray andro any hifaly
Ho foana ireo hirifiry sy jaly
Ka ny lasa hanjary nofy ratsy mandalo
Draidraina tononkira.serasera.org koa fa hoe mitovy hqelefgl loha
Miaraka hatrany
Kanefa ireo zava-misy eto an-tany
Dia nahatonga ahy hanontany moa ve marina sqwnf izany ?
Toloko, tomany sy ratra
Manenika ny eto an-tany
Ka be ireo rendrika
Mila vonjy ka miantsoantso hoe
Tompo ô aiza Ianao ?
Inoana fa ireo nijaly toy izany
Raha toa ka mbola eto an-tany
Indray andro any hifaly
Ho foana ireo hirifiry sy jaly
Ka ny lasa hanjary nofy ratsy mandalo
--------
Rohy:
Hevitra
azteca
(
25/03/2019 06:33)
Dradraina koa fa hoe Ny Tsitoha
dia marina hatrany ...
dia marina hatrany ...
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GetragetraVangy : 2545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2019 09:45
