RANOMASINA (Geoscar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy hoe tsy mijery ny hoavy ah Isan'andro itady ah
Mba mila manalazy ah
Hiala aminy andavanandro
Ialako Kely aloha ny ady
Embotaka manadala
Hoe kay mba olona afaka ah
Fa tsy vohagejan'ny drala (vola)
REF:
Te hifampizara fitia
aminy manodidina
Anao izay tiako
Hiala ny manahirana
fitia
aminy manodidina
Anao izay tiako
Hitady fiadanana ah
Te hamafa ranomaso
Handeha ranomasina
Omeo lalana hombako
Sa tsy omenao ve ah?
Te hamafa ranomaso
Handeha ranomasina
Omeo lalana hombako
Sa tsy omenao ve ah?
2.Ny olana be aleo avela
Fa Sao mavesatra
"Vakansa ny voay" ny son mandeha
Aza asina resaka afera
Raha mafana dia asio labera
Hifandondonana vera
Tsy setroka no hitako raha mijery ah
Fa tora-pasika be
REF:
Te hifampizara fitia
aminy manodidina
Anao izay tiako
Hiala ny manahirana
fitia
aminy manodidina
Anao izay tiako
Hitady fiadanana ah
Te hamafa ranomaso
Handeha ranomasina
Omeo lalana hombako
Sa tsy omenao ve ah?
Te hamafa ranomaso
Handeha ranomasina
Omeo lalana hombako
Sa tsy omenao ve ah?
--------
Rohy:
Hevitra
SANDRATRANI
(
13/08/2024 09:58)
mba mangataka mba publiena ito azafady,
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GeoscarVangy : 523
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : SANDRATRANI
Daty : 13/08/2024 09:58