Lasa (Funky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay fitarainako
Tsy manjary intsony fmtulxbg tononkira.serasera.org ny fiainako
Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony
Lasa vbpe nandeha niakatra any ambony
Indrisy malahelo jhne azy aho izany
Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.
Eny tsy maitsy andeha fa tampoka loatra
Lasa nanadeha lasa any ankoatra.
Tsy manjary intsony fmtulxbg tononkira.serasera.org ny fiainako
Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony
Lasa vbpe nandeha niakatra any ambony
Indrisy malahelo jhne azy aho izany
Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.
Eny tsy maitsy andeha fa tampoka loatra
Lasa nanadeha lasa any ankoatra.
--------
Lien:
