Lasa (Funky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Izy ilay fitarainako
Tsy manjary intsony ny fiainako
Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony
Lasa nandeha niakatra any ambony
Indrisy malahelo vigwc azy aho izany
Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.
Eny anxdinrl tsy maitsy andeha fa tampoka loatra
Lasa nanadeha lasa any ankoatra. pgqtbd
Tsy manjary intsony ny fiainako
Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony
Lasa nandeha niakatra any ambony
Indrisy malahelo vigwc azy aho izany
Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.
Eny anxdinrl tsy maitsy andeha fa tampoka loatra
Lasa nanadeha lasa any ankoatra. pgqtbd
--------
Lien:
