Tsara loatra (FTVLM Mahazoarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventesinay ny hira
Izahay manandram-peo
Hidera sy hankalaza
Satria Ianao ilay avo indrindra
Tompon'ny Paradisa
Ilay Andrimanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha ilay Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia !
Dera sy laza no hatolotra Anao
Haleloia !
Dera sy laza ho Anao mandrakizay
Fa tsara ktkb loatra e, fa tsara loatra e
Tena tsara loatra Ianao Tompo oh!
Na ny lehibe na tononkira.serasera.org ny ankizy
Dia miara manandram-peo
Hitory sy hanambara
Ny tena hoe filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra
Ilay wgincr Andriamanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha,
Ilay fhlcz Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia ! ...
Izahay manandram-peo
Hidera sy hankalaza
Satria Ianao ilay avo indrindra
Tompon'ny Paradisa
Ilay Andrimanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha ilay Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia !
Dera sy laza no hatolotra Anao
Haleloia !
Dera sy laza ho Anao mandrakizay
Fa tsara ktkb loatra e, fa tsara loatra e
Tena tsara loatra Ianao Tompo oh!
Na ny lehibe na tononkira.serasera.org ny ankizy
Dia miara manandram-peo
Hitory sy hanambara
Ny tena hoe filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra
Ilay wgincr Andriamanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha,
Ilay fhlcz Ray tsy manampetra (×2)
Ref:
Haleloia ! ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FTVLM MahazoarivoVangy : 524
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MamyAndriantsalama
Daty : 29/01/2025 09:57
