Tsara loatra (FTVLM Mahazoarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventesinay ny hira
Izahay manandram-peo
Hidera sy hankalaza
Satria Ianao ilay avo indrindra
Tompon'ny Paradisa
Ilay Andrimanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha ilay Ray tsy manampetra (×2)

Ref:
Haleloia !
Dera sy laza no hatolotra Anao
Haleloia !
Dera sy laza ho Anao mandrakizay
Fa tsara loatra e, fa tsara hpaa loatra e
Tena tsara loatra Ianao Tompo qrftj oh!

Na ny lehibe tgcwjulf na ny ankizy
Dia miara manandram-peo
Hitory sy tononkira.serasera.org hanambara
Ny tena hoe filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra
Ilay Andriamanitr'izao rehetra izao
Hiankohofan'ny tany rehetra
Andriamanitra Tompo Tsitoha,
Ilay Ray tsy manampetra (×2)

Ref:
Haleloia ! ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FTVLM Mahazoarivo
Hits : 525
Likes : 1 Like
Created by : MamyAndriantsalama
Date : 29/01/2025 09:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325