Ventson'ny Fo (Ftvlm Ambohitrinibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazavao ny saina
Tolory hery hanosika anatiko ao
Fa lalana lavitra loqj no diavina
Toroy fahalalana
Sy saina matsilo avy aminao
Hanorina ny ho avy mamiratra indray
Mila Anao hanampy ahy hisondrotra
Manosika ahy hiezaka
Toky sy hery manohana ahy
Jesosy zoky mamiko
Andrin’ny saiko sy ny foko
Tahio ny fianarako
Ref : ‘Zay vetson’ny fo
hatrizay ka hatramin’izao
Kinasa avokoa
Fa apetraka aminao
Omeo izay sahaza tononkira.serasera.org ny ezaka
Hatanjao mba hamokatra indray
Hanatratra tanjona
Fa miaraka aminao uczvkwl Ray
Ny fahombiazako avy aminao
Ny zava-drehetra hain’ny mino xncbej atao
Ireny vita ireny, Ianao no nampahery
Talenta sy fahaizana dia noho Ianao
Tolory hery hanosika anatiko ao
Fa lalana lavitra loqj no diavina
Toroy fahalalana
Sy saina matsilo avy aminao
Hanorina ny ho avy mamiratra indray
Mila Anao hanampy ahy hisondrotra
Manosika ahy hiezaka
Toky sy hery manohana ahy
Jesosy zoky mamiko
Andrin’ny saiko sy ny foko
Tahio ny fianarako
Ref : ‘Zay vetson’ny fo
hatrizay ka hatramin’izao
Kinasa avokoa
Fa apetraka aminao
Omeo izay sahaza tononkira.serasera.org ny ezaka
Hatanjao mba hamokatra indray
Hanatratra tanjona
Fa miaraka aminao uczvkwl Ray
Ny fahombiazako avy aminao
Ny zava-drehetra hain’ny mino xncbej atao
Ireny vita ireny, Ianao no nampahery
Talenta sy fahaizana dia noho Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ftvlm AmbohitrinibeVangy : 135
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 29/07/2026 17:38
