Embona (Fredy Ranarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo fa tomany tononkira.serasera.org ianao
Zao vatako izao
zay lavitra anao

Variana ka misento mangina
ity fo manirery
tsy misy mpijery

Latsa dranomaso lalandava izao
sy torovana ny foko tianao
miverena ianao
ory olona nandao
fa mbola miandy ireny

Variana ary koa malahelo
ka mihira ho avcqz anao
amin'izao ora izao

Aza heverinao fa ny elanelan-tany
no ampiova ity foko babonao
tsy miova akory ogksl ncqip na dia mitomany
fa mbola manantena anao

Variana ka misento mangina ity fo manirery
tsy misy mpijery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fredy Ranarison
Vangy : 3979
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : misamisa
Daty : 21/05/2014 09:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0905