Ampidiro aloha ny tenimiafina
Embona (Fredy Ranarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo fa tomany ianao
Zao vatako izao
zay lavitra anao
Variana ka misento mangina
ity fo manirery
tsy misy mpijery
Latsa dranomaso lalandava izao
sy torovana ny foko tianao
miverena ianao
ory olona nandao
fa mbola miandy ireny
Variana ary koa malahelo
ka mihira ho anao ylypjzsb
amin'izao ora izao
Aza heverinao fa ny elanelan-tany
no ampiova ity foko babonao
tsy miova akory tononkira.serasera.org na dia mitomany
fa mbola manantena anao
Variana ka misento mangina ity fo lafmsceq dnku manirery
tsy misy mpijery
Zao vatako izao
zay lavitra anao
Variana ka misento mangina
ity fo manirery
tsy misy mpijery
Latsa dranomaso lalandava izao
sy torovana ny foko tianao
miverena ianao
ory olona nandao
fa mbola miandy ireny
Variana ary koa malahelo
ka mihira ho anao ylypjzsb
amin'izao ora izao
Aza heverinao fa ny elanelan-tany
no ampiova ity foko babonao
tsy miova akory tononkira.serasera.org na dia mitomany
fa mbola manantena anao
Variana ka misento mangina ity fo lafmsceq dnku manirery
tsy misy mpijery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fredy RanarisonHits : 3849
Likes : 0 Like
Created by : misamisa
Date : 21/05/2014 09:05
